Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy apokalypsy pasteur Mailhol diakona pasteur mailhol 2013

mercredi 8 décembre 2010

Tsisy jiro!

Marary be ny masoko, indrindra fa ilay coté droit, tena tsy mahita lavitra firy mihintsy intsony razoky, tahaka ireny fiara tsy misy jiro ireny raha sanatria ka voa ohatran'io koa ny ilany havia mba marina moa ! nasaina « Namaky teny » rehefa tany amin'ny visite OSTIE fa tsss, 6/10 no naotiny ! Asiana solomaso ihany no mety amin'izy mitsamy ireto.


0 commentaires: