Indraindray diso fanantenana, rehefa manantena ka tsy nisy!, Fa ny finoana kosa ,ilay tena finoana marina dia mitoetra ao anaty ary tsy levon'ny fotaona na ny trangam-piainana mandalo. Ny finoana dia ny fiainana sy fankasitrahana sahady ny zavatra mbola tsy tanteraka!, ny fanantenana kosa amiko dia mbola arahina tebiteby sy fiandrasana lavareny !, aleo mino toy izay manantena !
mercredi 8 décembre 2010
Aleo mino toy izay manantena!
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire