Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

mercredi 8 décembre 2010

Ny Si… Ambositra tsa ho lany e!

Antitra vao be ny tanora e! Zanak'olo tsy vadiana toa tsara e! " Arakaraky ny nanambadiana no mampirongatra ny fakam-panahy e" hoy ny lehilahy … marina izany! Iza no afaka handiso an'izany!

Fa saingy ny fahaiza-mionona no kofehy mamatotra sy hamaharan'izay Hendry, Efa maty tokoa re olona vao tsy andalovan'ny fakampanahin'ny fijangajangana, saingy matoa izy mbola antsoina hoe "fakam-panahy" dia zavatra mbola tsy mahavoa anao izy izany! Na nahavoa anao fa tsy mbola mangeja anao tsy akory! Saingy raha efa solafaka na tafiditra lalina, aleo mitsoaka sy manavo-tena! Araky ny tenin'ny akama iray izany hoe "iza ialahy no ahatsentsina ny dalle eto Antananarivo?" mba hafa koa le fitenin'ilay namana iray iny!


Aucun commentaire: