Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

jeudi 24 avril 2008

AVION ...



Avion ! Avion e!
Posted by Picasa

EKIPA SST FOIBE


ity sary ity no tena mba fahatsiarovako ny ekipa niara-niasa tao amin'ny Sekoly Sabata Tanora Foibe ... niaraka nikaroka ny fomba rehetra hapandrosoana ny tanora, sy ny hanabeazana azy...
Tena nikaroka tokoa izy ireo, ary nanampy anay betsaka, mbola kelikely aloha tamin'ny voalohany fa rehefa avy eo dia lasa olona matotra be daholo... samy manana ny toetra mampiavaka azy , kanefa kosa tena nahay niara-niasa tokoa...

sady mankatoa no mifankatia !
aza miova e!
Posted by Picasa

NAMANA AKAIKY

taona 2008...
anisan'ny tena tsy mahafoy anay koa ireto skoto n'ny 6° (Antanandrano Ambohitrarahaba ireto) sady mihanta ratsy koa moa ambonin'izany...
Tamin'ny fitsangatsanganana no nakana ity sary ity, ary nisakafo niraka tamin'izireo koa i Niry (Ex SST) tamin'io...





Io kosa i Zoky Lalaina, tena namana akaiky be! tsy tinaiza na zanaka fa tena namana, mitrotro ny zanany (lahikely) izy eto, izay vao teraka ....





Ity sary ity indray dia sary nalaina tao amin'ny Sainte Fleurs... vao teraka kely i Tsiky tamin'io ary tonga nitsidika an'i Zk dina sy nijery ny zazakely i Emisa sy Emia... (mbola tsy nanambady iziroa kambana tamin'izany...)

Fa be adihevitra koa aloha i Ra Emia e! izy dia manana holazaina sy havaly foana tamin'izany! hahaha ! (be étude hoy ny fiteninay azy...)
Posted by Picasa

lundi 21 avril 2008

FAHATSIAROVANA MARIAZY


Fety nahatsiarovana ny nanaovana ny raharahanay sy dina tamin'io ...
(Dina, lanto (petite), Nary, Minou, Vony, Faneva...)
Posted by Picasa

ZANAKA AN-TRANONAY

Ra Emisa sy Petite (Lanto) , Zanaka antranonay izy roa ireo...
Sady tinaiza no namana sy zanaka tsy mahafoy....
Posted by Picasa

CHEF NARY SY VONY

Izy no sefo Nary na i Tonton Nary....mitrotro an'i Finona kely zanany...
etsy amin'ny sary faharoa kosa i Vony vadin'i Nary mitantana an'i Fanefa sy Finoana ...

I Nary no zanak'i Dada sy Neny fahatelo, ary lahy faharoa kosa manaraka ahy, i Niry kosa no zaza faha efatra farany saingy vavy faharoa . Roa lahy roa vavy mantsy izahay efatra mianadahy, Ny zokinay kosa dia tsy eto Madagasikara...
Posted by Picasa

BATISA 19 AVRIL 2008

Faly be zahay fa niroho nanolo-tena hatao batisa ny namanay (sady tinaiza no havana ihany koa...) maka sary miaraka @ raiamandreny izireo eto...
Ireto kosa ry zalahy kely taona fa lava be isany.... (ry Ando sy Jimmy ary ny mpanaradia azy ireo e!...)
Falifaly ao anaty fiderana fa vao nadray ny famonjena an !... mahereza fa vao manomboka ny ady e!
(tsy masera catolique akory ireo re olona fa mpivavaka Apokalypsy eto Madagasikara a!)
Posted by Picasa

vendredi 18 avril 2008

NY MPIARA MIASA SKOTO;;

Ireto kosa indray ny mpiara-miasa ao amin'ny Skoto...
sary efa somary ela ihany io , fa mba namoaka tenue vaovao mantsy ny ekipa taminio e! (2004)
i dina kosa tsy nanao tenue fa ..Bevoka izy taminio ...
ireto izy mitsamy mpiara-miasa ... (minamana fa saingy ny toetranay mifandaka ohatry ny atsimo sy avaratra...! tantara lavabe no niarahana hatrizay an! ny iray malemy paika sy tsara fanahy sady mora malahelo olona , ny iray indray mafana sy be fo... raha izahay telolahy no miady hevitra?... maraina ihany ny andro ! , (tandremo sao dia manao izay mampalahelo azy reo an ! ) hihihi ! , ( Io i Filoha Richard, Hubert, Germain...Gaston !) , Izay tsara niarahana no aoka tsy ho adino e!
Posted by Picasa

VATOMANDRY MILAY

fa tena nilay hitako ho tsara tokoa ilay toerana nilasiana tany vatomandry...
ny toerana nisy ny lasy tena ao tsara... ny programa nahafinaritra daholo..
misaotra antsika e!...
Posted by Picasa

jeudi 17 avril 2008

FIANAKAVIANA

Patrick sy Niry
Neny syVony,Papi, Dina
Posted by Picasa

NY MPIARA-MIASA SST

Ireto no mpiara-miasa mahafatra-po ! misaotra betsaka anareo izahay mivady ... !
nahatsapa fankatoavana, fitiavana , fandeferana avy taminareo tokoa izahay...
torak'izany i Vice president telo miananka... fahatsiarovana mahafinaritra r'ise ny fiarahana a!
Posted by Picasa
Tovolahy sy tovovavin'ny Apokalypsy!... sary efa elabe ireto a!

Posted by Picasa

IZY TELO MITSAMY SAMY HAFA


Posted by Picasa

TAONA VAOVAO 08

Mba nihira hono president sy ny vadiny e!















Mivanitika fotsiny !
Posted by Picasa

TAONA VAOVAO 2008



Nahafinaritra iny fety iny !
tena ao tsara !
Posted by Picasa