Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

samedi 19 juillet 2014

ARGENT COLLOIDAL + THERAPIE PAR FREQUENCE

Ety @ cite ambodinisotry no misy ny cabinet-nay, 40 metatra miala ny arret bus CITE Ambodinisotry, mandray olona manomboka @ 8h hatram 2 ora (14h) izahay, 034 55 855 22 no azahoana ahy , ary TSY MILAHATRA ELABE, 
- Raha Argent colloidal na ranombolafotsy no tadiavinao dia afaka manao livraison any antrano ihany koa raha eto TANA (Alefanao sms fotsiny ny aretina+ adresy + isa flacon ilainao raha efa mahafantatra ny mombamomba ny argent colloidal ianao) 
-Izahay dia sady teknisiana momba ny teknolojia no mpikaroka no mpitsabo @ fomba natoraly, Aorian'ny 14h dia mikaroka momba ny angovo na energie libre na Courant tsy mila "JIRAMA" no tena ataonay , izany no tsy andrasana olona aorian'ny 14h, tsy miasa week end !
-25 000fmg ny consultation, ary afaka manotany izay tinao ianao mandritra ny fotoana ivalaparanao... tsy voatery mividy argent colloidal satria indraindray dia zavatra tsotra sy torohevitra tsotra dia mety ahasitrana ny olona;
-ny argent colloidal eto aminay dia 60 000fmg ny flacon de 200ml raha alaina eto, raha livréna any antrano kosa dia 75 000fmg .
-Ny mampiavaka ny fitsaboana ataonay izao (ankoatry ny argent colloidal sns sns dia afaka manana ny antsoina hoe" thérapie par frequence" izahay, hoan'izay tsy vonona ny hanao chimio thérapie na radio thérapie, ny thérapie par frequence dia TSY MARARY no TSY MANDRERAKA mihintsy., ny aretina vokatry ny mikraoba sns rehetra dia azo tsaboina amin'io traitement par frequence io ihany avokoa.

tahaka ity ny endrik'ilay fitaovana fanaovana "thérapie par frequence"  , 50 000fmg/séance no hany mba sarany..

Faly aho fa mahasoa olona tokoa ny fitsaboana ataonay
NB: Averiko ihany fa TSY MILAHATRA ny eto aminay, ary afaka mividy argent colloidal avokoa izay te hividy fa tsy voatery manao consultation
-Samia Salama , aza misy marary tompoko !