Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

mercredi 26 septembre 2012

SARY 31 MAI 2008



ireto misy sary vitsivitsy , nandritra ny fanosorana diakona sy loholona

Andraikitra vaovao eto Analamanga

Nomen'Andriamanitra andraikitra vaovao sy mankadiry aho ankehitriny ,ary hiezaka mba hanatanteraka izany anatin'ny fahamendrehana tanteraka! Mangataka amin'ilay Fahefana Lehibe, dia Jehovah Andriamanitra aho mba Izy tokoa no hanome ny fanahiny ahafahako manompo an' Andriamanitra sy ny Tanindrazana.

NY ANTONY HILAZAKO FA AMPY HO AN’NY REHETRA NY VOLAMENA MISY ETO MADAGASIKARA!

Raisiko ho adidy lehibe ny manaparitaka ity lahatsoratra ity, ary isaorako manokana eto ny mpanoratra azy dia tsy iza fa Brice E Randrianasolo :


MAKA IANAO FOTOANA! MAKA KOA TOERANA,  HAMAKIANAO AZY DIA MBA HOMEO RE NY HEVITRAO AZAFADY HANATSARANTSIKA NY LAHATSORATRA HO AVY ARY HAMPAHAFANTARO IREO NAMANAO SAO METY HAHASOA AZY!

Firenena tena manana ny harena ankibon’ny tany i Madagasikara. Tanàna maro eto anivon’ny Nosy no niforona vokatry ny fahatongavan’ireo mpitrandraka avy amin’ny vazantany efatra. Nalaza tamin’ireny vao tsy ela ny Fasimainty any amin’ny faritra Atsimo-Atsinana. Fa mba ahoana kosa ny Volamena izay saika hita etsy sy eroa manerana ny Nosy?.

Arakin’ny sary voalohany hita eto ambany dia saika manerana an’I Madagasikara no voafaritra fa misy volamena (voafaritra amin’ny teboka mena eo amin’ny sary izany, fitambaran’ny vokampikarohana isankarazany hatramin’ny taona 1912). Raha hoarina amin’ny velarantanin’ireo Faritra tsirairay avy anefa ny fitambaran’ny fivelaran’ireo toerana misy teboka mainty hahitana volamena ireo dia azo lazaina fa mihoatra kely amin’ny fivelaran’ny Faritr’Itasy iray manontolo izany (> 6500 Km2). Midika izany fa midadasika dia midadasika ny toerana efa hita ka azo trandrahana eto Madagasikara. Marihina anefa fa mbola maro ireo izay miafina tsy fantatra ka mbola mila karohina.

Sary1: Famaritana ireo faritra rehetra mety hahitana Volamena eto Madagasikara (teboka mainty). Sary mifanindry amin’ny famaritana ireo Faritra 22 eto Madagasikara. Nofaitana amin’nny loko manga ny faritr’Itasy izay mikajy ho 6500 Km2 ny fivelarany.

mardi 25 septembre 2012

UN VRAI MALAGASY

T'ES UN VRAI MALGACHE QUAND...... Tu sais que Madagascar est un
pays avant d'être un dessin animé.
Les étrangers ont du mal à
prononcer ton nom de famille...et
encore plus à l'écrire.
Le 29 mars et le 26 juin sont pour toi des jours spéciaux.
Tu as vu l'éclipse le 21 juin 2001,
tu n'as pas vu l'eclipse, croyant
que ça rendait aveugle, tu t'es
enfermé dans ta maison. Tu as toujours manger BIO, sans le
savoir !
Tu vas en France un an, tu grossis! T'as eu un cahier de souvenir au
lieu du "blog".
Tu sais que les photos du grand
marché de ZOMA avec les parasols
ne datent pas de Ranavalona III.
... là, tu demandes pas c'est qui RANAVALONA III
Tu sais que Madagascar ça n'est
pas l'Afrique. Pour toi, la clarinette n'est pas un
instrument de musique (mais aussi
une glace).
Y a un truc qui t'énerve, tu dis «
tssss ».
Tu peux « traduire » le prix de quelque chose en français ou en
malgache. Exemple : « Ariary 100
» et tu demandes la traduction en
français, ça devient « 500 Francs ».
Tu as traversé des barrages en
2002. Tu prends un taxi, et t' as 99% de
chance que ça soit une 4L ou une
2 CV. Tu as vu le soleil se coucher sur
l'allée des baobabs
ou tu as vu le soleil se lever à
Ambila ou Toamasina ou
Foulpointe .
Tu ne voyages jamais en train, ou alors c'était y a 20 ans.
Aller en vacances parfois, veut dire
rester une semaine chez le cousin
ou la cousine à 5 km de chez toi. Tu n'es pas choqué quand des
zébus traversent ta route en ville.
C'est le pompiste qui te sert ton
carburant (quel bonheur!).
Chez l'épicier, on te rend parfois la
monnaie en bonbon. « Tu vas voir un film » n'est jamais
le voir en salle, mais à la TV, sur
VCD ou en DVD.
Tu sais ce que c'est un kapoaka, tu
achètes ton riz avec.
Tu dis Toamasina, Antananarivo ou Mahajanga,.. plutôt que
Tamatave, Tananarive ou Majunga.
Tu sais ce que s'est qu'un pont
flottant.
Tu dis protector quand tu parles
de préservatifs. Tu sais qu'un « retournement de
mort » n'est pas une cérémonie
durant laquelle tu retournes le
corps sur le ventre.
Tu connais par coeur "Ry
Tanindrazanay malala o" (au moins le premier couplet). Tu sais que la THB c'est la meilleure
bière du monde.
Tu sais que le bonbon anglais n'est
pas un bonbon.
Tu aimes la soupe chinoise ou le riz
cantonnais alors que ça n'a rien de malgache (leurs noms le
prouvent). tu es fier d'être malgache et moi
aussi!

lundi 24 septembre 2012

ahoana kay ny fikajiana ny heure supplémentaire izay mahalala

source: forum moov.mg


valiny:
Totalina ny HS vita ohatra hoe 10H.

Dia ny 8 premières heure majorer na à 30%
Ny ambiny majorer na à 50%.

Ohatra amin'io 10H io dia ny 8H : majorer à 30%, dia ilay 2H ambiny majorer na à 50%.

Heure de nuit habituelle : majorer à 30%
Heure de nuit occasionnelle : majorer à 50%

Travail de dimanche : majorer à 40%
Jours fériés : majorer 100%

Calcul : Nbr HS * Taux horaire X majoration

jeudi 20 septembre 2012

Olona mitovy endrika amiko !!

Marina ny filazana fa nandalo tany indonezia ny razam-ben'ny Malagasy, ity izao misy olona mitovy endrika amiko fa tsy izaho io a!

mercredi 19 septembre 2012

Mampisy CANCER ny puce RFID

L’énergie des RadioFréquences endommage l’ADN. 
Reuters, 12/20/04
Des chercheurs en Europe ont confirmé que les rayonnements électromagnétiques
(connu sous le nom d’énergie dirigée CEM) émise par les téléphones portables et les lecteurs
RFID endommagent l'ADN humaine.

L'étude « RÉFLEXE », menée sur quatre ans, financée par l'union européenne, a constaté que
les cellules exposées à une irradiation en CEM (Champ ElectroMagnétique) montrait « une
augmentation significative des cassures des brins (hélices) simples et doubles d'ADN. »

« Il y avait des dommages qui restent pour la future génération de cellules, » 
à déclarer le Professeur Franz Adlkofer, Coordinateur en chef du projet, ce qui signifie que
cette mutation qui se transmettait à la génération suivante de cellules sont considérées
comme une cause possible de cancer.

vendredi 14 septembre 2012

Vatican , et vente d'arme Beretta


Saviez vous que la Banque du Vatican est un actionnaire important dans la société de fabrication d'armes Beretta ?

Maro ny zavatra mikasika izao fiainana izao ry zanako no tsy fantatrareo, tandremo fa tsy arakarak'izay miseho akory no marina , fa na amin'ny toerana na fikambanana izay heverinao fa hanjakan'ny fahamarinana sy fahamasinana aza dia matetika, no misy zava-miafina mahamenatra sy maharikoriko, aza mba mahatokitoky olona na vondron'olona, tiavo ny olona rehetra ary tandremo hatrany ny tenanao, fa tsy fantatrao mihintsy izay olon-dratsy sy olo-marina
henoy hatrany ny bitsiky ny feon'ny fieritreretanareo, ary izay no araho......

mercredi 12 septembre 2012

le Paradis et l'Enfer

Un saint homme tenait un jour une conversation avec Dieu…
Il lui dit : – Seigneur, j’aimerais savoir comment est le paradis et comment est l’enfer.
Dieu conduisit le saint homme vers deux portes.
Il ouvrit l’une d’entre elles et permit ainsi au saint homme de regarder l’intérieur.
Au milieu de la pièce, il y avait une immense table ronde.
Et, au milieu de la table, il y avait une grosse marmite contenant un ragoût à l’arôme délicieux….
Le saint homme saliva d’envie.
Les personnes assises autour de la table étaient maigres et livides. Elles avaient, toutes, l’air affamé.
Elles tenaient des cuillères aux très longs manches, attachés à leurs bras. Toutes pouvaient atteindre le plat de ragoût et remplir une cuillerée.
Mais, comme le manche de la cuillère était plus long que leurs bras, elles ne pouvaient ramener les cuillères à leur bouche.
Le saint homme frissonna à la vue de leur misère et de leurs souffrances.
Dieu lui dit : Tu viens de voir l’enfer.
Tous deux se dirigèrent alors vers la seconde porte, le paradis.
Dieu l’ouvrit, et la scène que vit le saint homme était identique à la précédente.
Il y avait la grande table ronde, la marmite de délicieux ragoût, qui fit encore saliver le saint homme.
Les personnes autour de la table étaient également équipées de cuillères aux longs manches.
Mais, cette fois, les gens étaient bien nourris, replets, souriants et se parlaient en riant.
Le saint homme dit à Dieu: – Je ne comprends pas !
Eh bien, c’est simple, répondit Dieu à sa demande, c’est juste une question d’habileté.
Ils ont appris à se nourrir les uns les autres, tandis que les gloutons et les égoïstes ne pensent qu’à eux-mêmes.

auteur: inconnue pour moi 

mardi 11 septembre 2012

Habibiana tsy mbola nisy toa izao!

Mbola tsy nisy habibiana toy izao ry zanako raha ny fahatsiarovako, taona 2012 isika izao, ao anaty fitondrana tetezamita, mikorontana ny lafiny politika, toekarena sns, ary mirongatra be ny asan-dahalo any amin'ny faritra atsimo, maro ny mpitandro filaminana no maty, ary marobe koa ny dahalo, mifamono ny olona satria mifanao valifaty ary efa aman-jatony no maty, maro ireo tanàna rava, izay doran'ny dahalo, sy doran'ny mpitandro filaminana ihany koa,

 androany izao dia namoaka vaovao ny gazety fa nisy polisy namono tena fa matahotra ny halefa hiady amin'ny dahalo, manao ody hono ny dahalo ry zanako, ny sasany indray milaza fa manana gilet pareballe ry zareo, ary manana fitaovana raitra tokoa,
misy resaka mandeha fa tadiavin'ny vahiny  ho zaraina telo i Madagasikara, na fitondrana io na ara-miaramila, misy milaza indray fa hisy hitrandraka uranium any amin'iny faritra iny ka atao izay hanalàna sy handripahana ny mponina any... fa habibiana tsy mbola nisy ohatr'izao !!! sady misy manam-pahefana miray tsikombakomba hoy ny mpanao gazety. malahelo aho ry zanako... soa ihany ianareo fa mbola zaza ka tsy mahalala an'izany zava-misy izany.

jeudi 6 septembre 2012

Mbola tsy nisy nampianatra an'izany!

Tapaka ny hevitro fa hotanterahiko ny nofinofiko mikasika ny resaka energie alternative, ary hatomboko amin'ny fampiofanana sy fanomezana tari-dalana mikasika ny fomba fanovana ny rano ho lasa solika izany.
fantatro fa mbola tsy nisy nanao teto madagasikara izany, ary mino aho ho maro ny olona liana sy ahita tombotsoa amin'io fiofanana io,
inona ny antony mahatonga ahy hampianatra sy hampita io "tsiambaratelo lehibe" io hoy ise? tsotra ny antony: Ny fitiava-namana sy ny tanindrazana (ity planeta ity)
ny tanjona? mba ho tombotsoan'ny olona rehetra, ho fitsinjovana ny tontolo iainana, ary ho fialàna amin'ny voka-dratsy ateraky ny petrole....

fantatro fa saro-pady io resaka io, saingy tsy maninona e! raha misy mikasa hanala ny aiko ka ho faty aho , dia tsy maninona fa "Jehovah no mandahatra ny zavatra rehetra"

tsoriko ihany koa fa tsy izaho akory no namorona izany hoe rano avadika carburant na fanampina carburant izany fa efa ela izany no nisy, saingy vitsy no mahalala azy satria nafenina sy nisy nanafina hatrany izany..... Ampio aho Jesosy!