Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

vendredi 14 septembre 2012

Vatican , et vente d'arme Beretta


Saviez vous que la Banque du Vatican est un actionnaire important dans la société de fabrication d'armes Beretta ?

Maro ny zavatra mikasika izao fiainana izao ry zanako no tsy fantatrareo, tandremo fa tsy arakarak'izay miseho akory no marina , fa na amin'ny toerana na fikambanana izay heverinao fa hanjakan'ny fahamarinana sy fahamasinana aza dia matetika, no misy zava-miafina mahamenatra sy maharikoriko, aza mba mahatokitoky olona na vondron'olona, tiavo ny olona rehetra ary tandremo hatrany ny tenanao, fa tsy fantatrao mihintsy izay olon-dratsy sy olo-marina
henoy hatrany ny bitsiky ny feon'ny fieritreretanareo, ary izay no araho......

Aucun commentaire: