Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

jeudi 24 avril 2008

EKIPA SST FOIBE


ity sary ity no tena mba fahatsiarovako ny ekipa niara-niasa tao amin'ny Sekoly Sabata Tanora Foibe ... niaraka nikaroka ny fomba rehetra hapandrosoana ny tanora, sy ny hanabeazana azy...
Tena nikaroka tokoa izy ireo, ary nanampy anay betsaka, mbola kelikely aloha tamin'ny voalohany fa rehefa avy eo dia lasa olona matotra be daholo... samy manana ny toetra mampiavaka azy , kanefa kosa tena nahay niara-niasa tokoa...

sady mankatoa no mifankatia !
aza miova e!
Posted by Picasa

3 commentaires:

rabni a dit…

Tena isaorana ianareo manana fandava-tena hitaiza ny tanora, fa hono ho aho, tsy afaka lazaina daholo ve iza daholo reo amin'ny sary reo misy mbola tsy fantatray manko!
Mirary soa hoa anareo rehetra e! Tohizo fa mahafinatra le site.

Zoky Andry a dit…

mbola misy ekipa tsy hita ao anatin'io sary io,
ny hitako eto zao dia:
Jean pierre mivady, Zoky andry mitrotro an' i Kanto, Sandra, Eva, Zo , Fenohasina

eo ambony kosa..tohizo ry reto a

Zoky Andry a dit…

eo akaikin'i fenohasina i Mirana
ny eo ambony kosa i Onja, Niry , Mamy, Mika,
raha te hijery ny sary komity SST complet dia tsidiho ity blog anakiray ity
http://sarytanora.skyrock.com/