Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

mercredi 8 décembre 2010

Andeha hilasy!


Tena efa tsindrin-daona ny hanatrika ny camp de formation aho, io no tena mba hetsika tiako indrindra isan-taona, tsy mampaninona ahy na tsy manatrika zavatra hafa isan-karazany fa ny milasy fiofanana kosa tsy foiko fa dia tena matsiro! sady mba solon'ny vancance ilay izy amiko , mialavoly lavitry ny asa birao sy ny ordinatera sns sns aho , no afaka mizara fahalalàna amin'ny tanora maro ihany koa, no mba miaina lavitry ny « tabataban'Antananarivo », soa ihany koa fa mba congé foana isaky ny periode lasy fiofanana !

Atao miavaka indray ny lasin'ny bekotro amin'ity taona 2010 ity! (Ny olana izao dia izaho tsy manam-bola! Tsss)


Aucun commentaire: