Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

jeudi 5 juillet 2012

Eny ary!

eny ary;
satria efa niroso tamin'ny fandraisana andraikitra eo anivon'ny antoko gideona izhay mivady, dia hiezaka hanao izay tratry ny aina izany! indraindray dia miady saina ihany manoloana ny tontolon'ny politika eto amin'ny tanàna, hoe dia hivarilavo tahaka ny hakamaroan'ny mpanao politika hatramin'izay koa ve rahatrizay ? brrr Tsia!

hiezaka hitondra anjarabiriky ho fanavotana ny tanindrazana, ary hiezaka hanao izay mety hanasoavana ny mpiara-belona. iza no ho namanay?

Aucun commentaire: