Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

mercredi 18 juillet 2012

MAHAY MIJORO!

Lehibe sahady ianao ry Antsa kely, faly be ery zahay sy Neny fa nahavita nitsangana irery ianao tamin'ny omaly 17 jolay 2012, tena zava-dehibe aminay mihintsy izany!!
Mitsangàna sy mandehana ry zanako fa miandry anao ny fiainana,
Ho fiainana mahafinaritra tokoa anie no hizoranao,  ny olana rehetra sy ny sedra rehetra dia holalovanao sy ho zary tombotsoanao indray…
Merci à Meli, fa nahavita nikarakara anao tokoa izy…. 

Sady lava kokoa i Antsa fony vao teraka raha oharina amin'ny izy roa vavy zokiny

1 commentaire:

Morin Mania a dit…

aho koa efa mba te hahita fitia eo imason'Andriamanitra rehefa omeny zanaka....
Mbola miandry aho...