Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy

vendredi 14 novembre 2008

MATAHOTRA AHO

Nanonofy ratsy aho halina!
nofy mahakasika ny fiangonana!
maharary ahy ny kiboko isaky ny mieritreritra io nofiko io aho.

1 commentaire:

Zoky Andry a dit…

tsaroako indray io nofiko io,
tonga teny antsavatsava izahay mivady hoe adeha hivavaka, avy eo dia tsy mety tafiditra fa rakotra haizina be ilay toerana, dia avy eo hitako nisy anakiray olona mitondra labozia, izay mampalahelo ny mahita azy satria sady miakatra mankeny amin'ny pilipiotra izy manazava eny, avy eo mankeny ambany indray manazava ny eny ambany ,ary sahirana izy tena sahirana manao izay hampazava ilay fiangonana....tamin'ny 4 taona lasa izay nofiko izay, ary nanamarina ny nofiko ny zavatra nitranga taty aoriana, soa ihany ny fiangonana Apokalyspy fa NIVOAKA mpandresy, ary izany no asahiako mitantara ilay nofy ankehitriny!!!! MISAOTRA an'i JESOSY