Efa ela no tsy nanoratra,
Tiako ny fiainantsika izao ry zanako,
Kanto afaka BACC ,
ianareo telo vavy samy hendry sy tsara saina daholo
deraina ny Tompo.
Maniry aho mba ho samy ho sambatra sy hanana ny maha izy anareo avokoa ianareo atsy ho atsy
Dadah
Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy
dimanche 26 septembre 2021
jeudi 9 mars 2017
Magnesium - Chlorure de Magnésium ZOKY ANDRY
Ito ny fanazavana "complet" mikasika ny zava-tsoa entin'ny "Magnesium plus" hoan'izay tia teny frantsay mifangaro.
partagéo sao mahasoa ny hafa.
Le chlorure du magnésium(Magnésium plus) a les bénéfices suivants :
=>MANADIO RA- il fonctionne comme un excellent purificateur du sang, qui aide à équilibrer le pH. Grâce à ce bienfait, le chlorure de magnésium nous aide à prévenir de nombreuses maladies.
=>MANADIO NY REIN - Le chlorure de magnésium aide à éliminer l'acide qui s'accumule dans les reins, stimulant ainsi le bon fonctionnement et la santé des reins.
=>MAMPAHATSARA NY FIASAN NY ATIDOHA. il stimule les fonctions cérébrales et la transmission des impulsions nerveuses, en contribuant à l'équilibre mental général.
=>MIARO AMIN NY CRAMPE . il est idéal pour les sportifs ou les personnes qui font beaucoup d'exercices physiques puisqu'il aide à prévenir et à combattre les lésions musculaires, les crampes, la fatigue générale et/ou la fatigue musculaire.
=>MANATSARA NY FO. il stimule le bon fonctionnement du système cardiovasculaire, prévenant ainsi les maladies du coeur.
=>MANALA CHOLESTEROL. il aide à dissoudre les niveaux de mauvais cholestérol, stimulant ainsi la circulation du sang et prévenant ainsi les maladies.
=>ANTI-STRESS . C'est un puissant remède anti-stress qui aide aussi à combattre la dépression, les nausées et la fatigue.
=>MANDRINDRA NY HAFANAN NY VATANA. il remplit un rôle très important dans la régulation de la température du corps.
=>MITSABO SY MIARO NY ARETIN NY TSINAY. il prévient les problèmes comme les hémorroïdes, améliore la santé intestinale et aide dans les cas de colite, de constipation, entre autres.
=> MIADY SY MIARO AMIN NY ARETIN NY PROSTATE. il prévient les problèmes de prostate et aide à les combattre.
=> MIARO SY MANAMPY AMIN NY FITSABOANA NY CANCER. Les recherches ont trouvé qu'il pouvait aider à prévenir et à lutter contre les tumeurs cancérigènes.
=> MAMPATANJAKA NY HERY FIAROVANA SY MAMONO OTRIKARETINA. il renforce le système immunitaire, aidant à prévenir et à lutter contre le rhume et les infections.
=>MIADY AMIN NY FAHANTERANA . il prévient le vieillissement prématuré, puisqu'il apporte vitalité au corps et stimule la régénération cellulaire.
=>FIXATEUR CALICUM ( hoan'ireo spasmophile) . Il est très important dans la prévention de l'ostéoporose, car il agit comme un fixateur de calcium sur les os.
=>MIARO SY MIADY AMIN'NY CALCULS RENAUX. le chlorure de magnésium prévient la formation de calculs rénaux, empêchant que l'oxalate de calcium ne s'y accumule.
=>MANDRINDRA NY HORMONE SY MIADY AMIN NY FADIM-BOLANA MAHARARY- il stimule la santé des femmes car il diminue les symptômes des règles et améliore la régulation hormonale.
=> MIARO TSY HISIAN NY CANCER. iIl lutte contre les radicaux libres, en évitant la formation de tumeurs et de verrues.
=>MANADIO NY LALAND-DRA TSENTSINA. Le chlorure de magnésium stimule le nettoyage des artères, prévenant ainsi l'artériosclérose.
Hoan'izay mila boite de 150gr, prix 110.000fmg. Contact Zoky Andry 034 55 855 22

dimanche 1 mai 2016
FAHATSIAROVANA SAMBOSA
Mba nahatsiaro ny andro fahiny aho dia niantso an'i Nary hoe "tongava fa hanao sambosa" io "fivarotana sambosa" io mantsy no isan'ny tena nanampy anay fahiny ! (1990-2000)
ilaina tokoa ny mahatsiaro fa na dia samy manana ny asany avy aza izahay dia tsy hadinoina fa nisy fikirizana sy fihafiana nandalovana vao tonga ohatrizao avokoa...
ary tsy misy asa ratsy na mahamenatra ....
Misaotra an'i zokivavy Haingo aho nampianatra anay an'io sambosa io fa nahatafita anay telo mianadahy zandriny ny nanaovana io "asa" io !
nahatsiaro ny ambiansa tao antrano fony mbola zatovo mihintsy ity fotoana ity! hatramin'ny hanitry ny sambosa , tahaka ny tranonay taloha .....
lundi 11 janvier 2016
Zoky Andry sur facebook
Contacter zoky andry sur fb https://www.facebook.com/zokiandry
samedi 19 juillet 2014
ARGENT COLLOIDAL + THERAPIE PAR FREQUENCE
Ety @
cite ambodinisotry no misy ny cabinet-nay, 40 metatra miala ny arret
bus CITE Ambodinisotry, mandray olona manomboka @ 8h hatram 2 ora (14h)
izahay, 034 55 855 22 no azahoana ahy , ary TSY MILAHATRA ELABE,
- Raha Argent colloidal na ranombolafotsy no tadiavinao dia afaka manao livraison any antrano ihany koa raha eto TANA (Alefanao sms fotsiny ny aretina+ adresy + isa flacon ilainao raha efa mahafantatra ny mombamomba ny argent colloidal ianao)
-Izahay dia sady teknisiana momba ny teknolojia no mpikaroka no mpitsabo @ fomba natoraly, Aorian'ny 14h dia mikaroka momba ny angovo na energie libre na Courant tsy mila "JIRAMA" no tena ataonay , izany no tsy andrasana olona aorian'ny 14h, tsy miasa week end !
-25 000fmg ny consultation, ary afaka manotany izay tinao ianao mandritra ny fotoana ivalaparanao... tsy voatery mividy argent colloidal satria indraindray dia zavatra tsotra sy torohevitra tsotra dia mety ahasitrana ny olona;
-ny argent colloidal eto aminay dia 60 000fmg ny flacon de 200ml raha alaina eto, raha livréna any antrano kosa dia 75 000fmg .
-Ny mampiavaka ny fitsaboana ataonay izao (ankoatry ny argent colloidal sns sns dia afaka manana ny antsoina hoe" thérapie par frequence" izahay, hoan'izay tsy vonona ny hanao chimio thérapie na radio thérapie, ny thérapie par frequence dia TSY MARARY no TSY MANDRERAKA mihintsy., ny aretina vokatry ny mikraoba sns rehetra dia azo tsaboina amin'io traitement par frequence io ihany avokoa.
tahaka ity ny endrik'ilay fitaovana fanaovana "thérapie par frequence" , 50 000fmg/séance no hany mba sarany..
Faly aho fa mahasoa olona tokoa ny fitsaboana ataonay
NB: Averiko ihany fa TSY MILAHATRA ny eto aminay, ary afaka mividy argent colloidal avokoa izay te hividy fa tsy voatery manao consultation
-Samia Salama , aza misy marary tompoko !

lundi 17 février 2014
ANDRO LEHIBE ANIO
Androany no nisokatra ny cabinet fitsaboana amin'ny fomba sy akora natoraly izay handraisako ireo mila fitsaboana , nanapakevitra ny hanao io fitsaboana io aho rehefa tena nandinika lalina
eo ampitan'ny EPP Ambodinisotry izahay no nahita trano azo hofaina hatao cabinet!
ny fitsaboana ireo aretina lazaina fa sarotra sitranina na tsy mety sitrana no tena ifotorako, ary fantatro fa hahomby aho!
raha mba fantatry ny olona manko fa saiky azo sitranina avokoa ny aretina rehetra, na cancer io eny na sida aza! ny insufisance rénal ity sisa no tena mandreraka ahy, fa tsimaintsy ahitako vahaolana io indray andro any!
misaotra anao aho Jehovah o!

mardi 30 juillet 2013
Vavaky ny Loholona!
Taona 2013, volana jolay , Nohosoranao ho loholon'ny fiangonana aho Jehovah Ray ô!
Adidy mavesatra izany ary fanehoam-pitiavana avy aminao, tsotra no angatahiko aminao, dia telo ireto ihany:
Aza mahafoy na mahasaraka anay mianakavy kely ianao
Aza avela ho afabaraka ny voninahitrao aminay
Arovy aho fa tsy maha aro tena!
fa ho ataoko izay tratry ny aiko , hanampiana ny mpiarabelona amiko!
Amen!

mercredi 27 mars 2013
SAKAY PILOKELY SY HEMORROIDE :
SAKAY PILOKELY SY HEMORROIDE :
Avy amin'i Rija Tram :
FIJOROANA HO VAVOLOMBELONA AMIN'NY ASAN'NY PILOKELY AMIN'NY HEMORROIDE
Anisany nahasitrana Ahy io tamin'ny " Hémorroïde" : na dia efa nodidina
aho aza 10 Taona lasa dia mbola niverina ilay izy taty aoriana , ka
tamin'izany dia kivy tanteraka aho ka nanantona Hôpital iray teny Ilafy
mba hodidiana indray, satria tena tsapako fa nitovy tamin'ilay voalohany
ilay izy no nampijaly Ahy mafy.
Rehefa nojeren'ilay
"professeur" aho dia nasainy nody mba hiala nenina fa tsy ho lany vola
amin'ny "opération "indray , ka tamin'izany no nanoroany Ahy hoe "sakay
pilokely maitso 7 isanandro atelina na tsakoana raha mataty dia arahina
rano mandritra ny herinandro;, dia averina kely isaky ny mitady
hihetsika .
Fa sadaikatra ihany aho tamin'ny voalohany na dia
mpihinan-tsakay aza, fa milaza Aminareo aho fa sitrana ; tsy nila
nodidina akory aho, ary izay olona rehetra natoron'ilay "docteur " an'io
dia sitrana daholo ; ny zavatra tsapako dia tena olona tsara ilay
"docteur " satria raha nataony "opération" aho dia tena lany vola be
tokoa tamin'izany, ary betsaka ny olona natoroko an'io fa sitrana daholo
; fa ny fanamarihana Kely fotsiny dia sakay PILOKELY Ihany fa tsy mety
ny sakay tsy lanindimilahy.
jeudi 28 février 2013
Faires son dentifrice SANS FLUOR
La recette
Pour cela, prenez un récipient en verre ou céramique (ne pas utiliser de métal qui enlèverait ses propriétés à l’argile).Ajouter :
- 3 doses d’argile blanche ventilée (absorbe les bactéries, assainit)
- 1 dose de bicarbonate de sodium (équilibre le pH, blanchit)
- une pincée de sel marin non raffiné (fait saliver, minéralise)
- lier le tout avec soit de l’huile d’olive, soit de la glycérine végétale
- ajouter quelques gouttes d’huile essentielle (citron, menthe… selon goût et propriétés).
mardi 26 février 2013
ABRICOT ET CANCER Manasitrana cancer ny paiso abricot
L’Histoire de la Vitamine B17 (Laetrile)
Leave a comment »
Dans les années 1940, le Dr. Ernst T. Krebs, Sr. et son fils (le
Dr E.T. Krebs, Jr.) ont publié un document intitulé « La Thèse Unitaire
ou Trophoblaste du Cancer », dans le Medical Record, de New York. Dans
les années qui ont suivi, l’équipe formée par le père et le fils firent
des recherches sur les co-enzymes et sur la possibilité que le cancer pourrait résulter d’une carence en vitamines.
Dans le début des années 1950, ils émirent l’hypothèse que le cancer
est causé par l’absence d’un composé alimentaire essentiel, manquant
dans l’alimentation moderne de l’homme, identifié comme faisant partie
de la famille des nitrilosides, qui se trouve dans plus de 1200 plantes
comestibles. Ils apprirent, l’existence du royaume des Hunzas, dans les
montagnes Himalayennes situées au nord du Pakistan, et où il était dit
que ce peuple vivait « sans cancer ».
Les Docteurs Krebs savaient qu’ils mangeaient de grandes quantités
d’abricots, mais ils ne croyaient pas que le fruit contenait des
substances pouvant lutter contre le cancer … jusqu’à ce qu’ils
ont apprennent que les Hunzakuts mangent également les semences
contenues dans les noyaux d’abricot, qui sont riches en nitrilosides
! Les nitrilosides sont particulièrement répandues dans les graines
d’abricots, les pêches, les pommes, le millet, les fèves germées, le
sarrasin, et aussi dans d’autres fruits et noix, y compris les amandes
amères. Les Dr. Krebs ont pu extraire certains glycosides des plantes
qui contenaient les nitrolosides, et finalement, ont effectué une
demande de brevet pour le procédé de production du métabolite formé par
ces glycosides, en vue d’une utilisation clinique. Il nomma ceci
« Laetrile ».
Il a fallu plusieurs années, et la réalité des essais cliniques
effectués à travers le monde, avant qu’un modèle ne soit proposé afin de
rationaliser l’utilité de la Laetrile dans la prévention, ainsi que
pour le traitement du cancer, après tout ce temps, le nom de « vitamine
B17″ fut reçu. Les Hunzakuts consomment entre 100-200 fois plus de B17
dans leur alimentation, que l’Américain moyen, en raison principalement
du fait de manger les graines d’abricots, et aussi beaucoup de millet.
Fait intéressant, l’argent n’existe pas, au Hunza. La richesse d’un
homme se mesure par le nombre d’abricotiers qu’il détient. Et la
nourriture la plus convoitée est la semence contenue dans les noyaux
d’abricot, l’une des plus importantes sources de B17 sur la Terre. Les
équipes visiteuses de médecins ont trouvé les Hunzacuts exempts de
cancer. L’une des premières équipes médicales chargée d’étudier les
Hunza, était dirigée par le chirurgien britannique de renommée mondiale,
le Dr. Robert McCarrison. Écrivant dans le Journal AMA, du 7 janvier
1922, il a indiqua : « Les Hunza n’ont pas d’incidence connue avec le
cancer. Ils bénéficient d’une abondante récolte d’abricots. Ils les
sèchent sous le soleil, et les utilisent en grande partie dans leur
alimentation ».
Mais pourquoi n’avez-vous pas entendu parler de la vitamine B17 ?
Cela semble si simple ! Eh bien, la vérité sur cette question, c’est
que l’Industrie du Cancer a supprimé cette information et a même ordonné
le fait qu’il soit illégal de vendre la B17. La Mafia Médicale a monté
avec grand succès, des campagnes «effrayantes», basées sur le fait que
la vitamine B17 contient des quantités «meurtrières» de cyanure. Ceci est manifestement faux. Des études montrent que la vitamine B17 est inoffensive pour les tissus sains.
Voici pourquoi : chaque molécule de B17 contient une
unité de cyanure d’hydrogène, une unité de benzaldéhyde et deux unités
de glucose (sucre) bien verrouillés ensemble. Pour que le cyanure
d’hydrogène devienne dangereux, il faut d’abord nécessairement
déverrouiller la molécule qui le libérera, une astuce qui ne peut être
effectuée que par une enzyme appelée bêta-glucosidase, qui n’est
présente partout dans le corps humain, qu’en quantités infimes, mais par
contre, en grande quantité dans un seul endroit : les cellules cancéreuses.
Ainsi, le cyanure d’hydrogène n’est déverrouillé que sur le site où
se trouve le cancer, et ce, avec des résultats radicaux, qui deviennent
tout à fait dévastateurs pour les cellules cancéreuses, puisque l’unité
de benzaldéhyde se déverrouille en même temps. Les cellules cancéreuses obtiennent un double coup, à la fois de cyanure et de benzaldeyhde !
Le benzaldéhyde est un poison mortel en lui-même, mais quand il fait
équipe avec le cyanure, le résultat en fait un poison 100 fois plus
mortel que lorsqu’il agit seul. Les cellules cancéreuses sont
littéralement oblitérées !
Mais tout ceci n’est-il pas sans danger pour le reste des cellules du
corps ? Un autre enzyme, le rhodanese, toujours présent en quantités
beaucoup plus imortantes que l’enzyme de déverrouillage beta-glucosidase
dans les tissus sains, a la capacité de dégrader entièrement, à la fois
le cyanure, et le benzaldéhyde, en thiocyanate (une substance inoffensive), et en salicylate
(qui est un tueur de douleur semblable à l’aspirine). Fait intéressant,
les cellules cancéreuses malignes ne contiennent pas de rhodanese du
tout, ce qui les laisse complètement à la merci des deux poisons
mortels. Tout ce processus est connu sous le nom de toxicité sélective, puisque seules les cellules cancéreuses sont spécifiquement ciblées et détruites.
Les centaines d’études cliniques menées par de nombreux médecins
compétents dans le monde entier, y compris celles qui sont dirigées par
le Dr. Ernesto Contreras à l’Oasis of Hope Hospital au Mexique, nous
donnent toute confiance, que le traitement avec la thérapie B17 ne
présente aucun danger pour les cellules normales. Ce sont de mauvaises
nouvelles pour l’Industrie du Cancer. Les graines d’abricots ne sont pas
chères … vraiment pas chères … pas aussi coûteuses que leur dernier cocktail médicamenteux de chimiothérapie.
‘‘J’ôtais les pépins et jetais les pommes. Maman récupérait les pommes de la corbeille et cuisinait des tartes’’.
~ Jason Vale
~ Jason Vale
Mon ami, Jason Vale, a écopé d’une condamnation à mort par ses
médecins, dans le milieu des années 1990, lorsqu’on a découvert qu’il
avait un cancer en phase « terminale ». Il a appris, grâce à des
recherches approfondies, que les gens qui avaient un cancer,
découvraient des propriétés curatives dans les pépins de pommes et les
noyaux d’abricots, lesquels, comme je l’ai mentionné ci-dessus,
contiennent de grandes quantités de vitamine B17.
Jason a immédiatement commencé à se sentir mieux, en mangeant
des pépins de pommes et des noyaux d’abricots, dans le cadre de son
régime alimentaire quotidien. Dans un court laps de temps, le
cancer de Jason a littéralement disparu. Lorsque l’histoire
« Extraordinaire » de Jason fut diffusée à la télévision nationale, dans
le milieu des années 1990, cela à provoqué une audience si grande que
le même reportage a été diffusé une deuxième fois, la semaine suivante.
L’enthousiasme des spectateurs fut si grand que Jason se retrouva
inondé d’appels téléphoniques, provenant de personnes résidant dans tout
le pays. Au cours des années suivantes, Jason a littéralement aidé des
milliers de gens, à traiter avec succès leur cancer, en consommant des
semences de noyaux d’abricot.
Jason fut victime d’une opération coup de poing de « Gestapo »,
décidée par la FDA, il a été condamné le 18 juin 2004, à soixante-trois
mois de prison et trois ans de liberté surveillée, par un tribunal de
district des États-Unis dans le District Est de New York. Son crime ? La vente de graines d’abricot sur son site web, et de dire aux gens la VERITE sur leurs propriétés curatives. Bienvenue au « pays de la liberté et dans la patrie des braves ».
Après avoir purgé près de quatre ans de prison, Jason a été libéré de
la maison d’arrêt au début de 2008. Le site web de Jason est www.ApricotsfromGod.info.
Ty Bollinger
Remarque importante:
Je ne suis pas un médecin. Tout le contenu de cette lettre
d’information est un commentaire ou une opinion et est protégé en vertu
des lois sur la liberté d’expression dans tout le monde civilisé. Les
informations contenues dans ce document sont destinées à des fins
éducatives seulement. Il n’est pas conçu comme un substitut pour le
diagnostic, le traitement ou les conseils d’un professionnel agréé
qualifié. Les faits présentés sur ce site et dans le livre sont offerts à
titre d’information uniquement, ce ne sont pas des conseils médicaux,
et en aucune façon on ne devrait considérer que je suis pratiquant en
médecine. Un effort délibéré a été fait pour que les informations
présentes soient à la fois exactes et véridiques. Cependant, je n’assume
aucune responsabilité pour les éventuelles inexactitudes dans mon
matériel de source, pas plus que je assume la responsabilité de la façon
dont ce matériel est utilisé. Toute déclaration concernant les
traitements alternatifs pour le cancer n’a pas été évaluée par la FDA
lundi 7 janvier 2013
Boky Sekoly Sabata Tanora
Boky Sekoly Sabata Tanora
Araraotiko sao tsy manana fotoana firy intsony aho atsy ho atsy:
Ho antsika izay liana amin’ireo fampianarana natolotra ny tanora Foibe FAM hatramin’izay ka hatramin’izao, dia nanapa-kevitra aho fa ataoko anaty blog ireny tahirin-kevitra ireny, ary atao miendrika boky, azon’ise atao ny mi telecharger azy sy manaparitaka azy,
Satria nahasoa ny hafa ireny, ka mety mahasoa an’ise sy ny namana marobe ihany koa!
Raha hijery ny lisitr’ireo Boky fampianarana ny tanora hatramin’izay ise dia tsindrio eto! na copiéo colléo ity lien ity:
http://tomima.unblog.fr/boky-soratra-masina/

lundi 3 décembre 2012
MAHASITRANA ARETIN-DOHALIKA NY TAMOTAMO
Efa nisy lahatsoratra nilazako fa afaka entina manasitrana sy mitsabo CANCER ny carbonetra, fa ny tamotamo kosa indray dia mbola karazany hafa mihintsy satria , misy aretina hafa izay sitrany (itovizany amin'ny carbonetra, kanefa mbola misy karazan'aretina hafa indray kosa sitrany: toy ny maladie d'alzheimer, rhumatisme, arthrose, cancer, misoroka ny fahafahan-jaza, mitsabo ny gripa, aretin-dohalika....
toy izao raha ilay lahatsoratra amin'ny teny frantsay:
le curcuma : TAMOTAMO en Sakalava .
tamotamo ampahefatry ny sotrokely, atao anaty yaourt na ronono na dité isaky ny maraina , mandritra ny 15 andro.
toy izao raha ilay lahatsoratra amin'ny teny frantsay:
![]() |
| CURCUMA na TAMOTAMO |
le curcuma : TAMOTAMO en Sakalava .
contre la maladie d'Alzheimer , il faut manger équilibré et pas vivre
dans la solitude et faite des activité intellectuelle.Il ne faut pas
trop stresser , ne mettez pas de trop soucis dans la tête . Surtout
manger beaucoup de la salade verte et les brède , feliky et l'épice
Curcuma contre la maladie Alzheimer , le curcuma , tamotamo fait
diminuer l'évolution de la maladie .
tamotamo ampahefatry ny sotrokely, atao anaty yaourt na ronono na dité isaky ny maraina , mandritra ny 15 andro.
1/4 cuillère à café de poudre
de tamotamo ou curcuma mettez dans un yaourt ou le lait liquide après le
petit-déjeuner tous les matins pendant 15 jours au moins .
Le
curcuma renouvelle la cellules et regenère l'ADN et fertille et renforce
notre système immunitaire . Le curcuma est riche en collagène naturelle
et très bien pour le cerveau et la concentration du mémoire et contre
la maladie Alzmheir et très efficace pour la douleur de rhumatisme et
l'arthrose ; anti-cancer .Evite la fausse couche . Anti-fongique -
mycose ; Anti-grippe .Efficace pour la douleur des genoux car riche en
collagène naturelle .Anti-constipation - Anti-cancer du colon .
lundi 12 novembre 2012
Nivoaka gazety i Zoky Andry
Androany no nivoaka gazety voalohany aho rankizy, faly aho fa mba zavatra tsara no nivoahako gazety,
mikasika ny fiofanana HHO Madagascar ilay article,
Gazety l'observateur du 12 novembre 2012, page 15
titre
"une trouvaille anti-crise COMMENT ECONOMISER DU CARBURANT avec de l'eau? .....
deraina ny Tompo! Alleloia!
vendredi 9 novembre 2012
MITADY FITIA
Efa ela ihany no tazako teto ny tsangananao,
saingy ontsa ny foko raha sendra mitopy izay soratanao,
fa angaha tsy mba misy fanantenana mihintsy hatrizao
no mitady fitiavana mandava-taona no lahatrandronao
saingy ontsa ny foko raha sendra mitopy izay soratanao,
fa angaha tsy mba misy fanantenana mihintsy hatrizao
no mitady fitiavana mandava-taona no lahatrandronao
Mitady fitia sy sitraka hatrany, no tanjontsika
miezaka ihany , miakatra , midina fa tsy mahita
maninona moa raha mizara fitia, sy mitia dia mitia
dia atao amin'olona aloha izay iriny...dia hivaly fitia..
miezaka ihany , miakatra , midina fa tsy mahita
maninona moa raha mizara fitia, sy mitia dia mitia
dia atao amin'olona aloha izay iriny...dia hivaly fitia..
jeudi 8 novembre 2012
FO MARATRA ,
Tononkalo nosoratako fahiny izy ity, dia sendra hita indray ka tehiriziko!
Nahoana moa ny fo no toa tsy mety miaiky
fa ny mahasoa tsy lavitra fa akaiky
tsy ianao irery no mitriatra, mitoloko
tsy fanahinao irery no miady, sy misaona,
raha mba hitanao , inoako,
ny adintsaiko , aman-taona
misy vavaka miainga,
entim-panahy ka tsy lainga
misy teny , tsy vidina,
ny tsara ho avy , izay no irina
nahoana moa ny fo
, no mitady lalan-kafa
na efa atoro azy (aza) ny lalana voafafa !
ô ry fo izay maratra, ahoana re no atao anao?
sa ny foko te hitroatra no hitoloko aminao?
izay ianao vao mety hanaiky fa fitiavana avokoa,
no mibaiko anatiko ao, tanjoko io?... hanasoa !
hoy ilay mpiteny hoe "aza malahelo"
Nouveau : téléphonez moins cher avec Yahoo! Messenger. Appelez le monde entier à partir de 0,012 €/minute ! Téléchargez la version beta.
dimanche 14 octobre 2012
LASY FIOFANANA TAO FIANARANTSOA 2009
-->
Lasy fanofanana
FIANARANTSOA 2009
BEHENJY - BEHENJY
Anisan'ny lasy lafovidy iny lasy fanofanana tany fianarantsoa iny, betsaka ny sedra nolalovana sy ny fandaniana natao, na ara-bola io na ara-potoana, Vao niainga ny fiarabe nitondra ny mpilasy miisa 46 ny alahady 20 desambra dia tsapa fa ho sarotra ny dia, minibus no nifanarahana, Car be no tonga, ary nisy olana ara-teknika maro
Nihitsoka teo behenjy telo andro ny mpilasy aloha, ary dia tena nanahirana be tokoa izany na ara-bola na teo amin'ny fotoana lany
Ny zavatra tena nahafinaritra ahy kosa nandritra ny telo andro nampihitsoka tao Behenjy dia nankatoa avokoa ny zoky rehetra izay avy any amin'ny faritany ny ankamaroany, tena tamin'ny toe-tsaina skoto no nandraisan'ny rehetra ny zava-mitranga, feno hira fiderana, sy vavaka ary hira skoto ny tontolo andro sy ny fotoana malalaka rehetra, Tiako mihintsy ny toetran'ireny komity mpiahy roalahy tafaraka taminay ireny,.. (ali alô veloma rameva !…)
Ny Ekipa nasionaly tafahitsoka tao Behenjy dia Tonia nasionaly (William) sy ny Tonia mpanampy azy (Filoha Emisa), miampy ahy sy Filoha Zo, Filoha Richard, …
Nahafinaritra ihany koa ny fiarahamonina teo aminay satria tsy mba nisy fifandirana na fifanomezan-tsiny fa samy nanao izay azony hamahana ny olana …
FIARA TAINGIM-BE … NIJANONA NY TONIA NASIONALY WILLIAM
vendredi 12 octobre 2012
BICARBONATE CONTRE CANCER
La thérapie au bicarbonate de sodium
Candida Albicans |
Le cancer est un champignon
Une solution logique au problème du cancer, basée sur les arguments
mis en avant jusqu’ici, semble surgir du monde des champignons contre
lesquels, pour le moment, il n’y a pas d’autre remède utile, à mon
opinion, que le bicarbonate de sodium.
jeudi 4 octobre 2012
SAROTRA NY MANENTANA OLONA
Nanomboka nampanao ilay formation mikasika ny "Générateur Hydrogène" mamadika ny rano ho fanampin'ny solika aho ny volana Septembre teo:
raha ny namana akaiky aloha dia betsaka no liana : 50 teo ho eo sady misy participation 5.000Ar
fa ity faharoa ity kosa izay natao hoan'ny daholobe dia tena ohatry ny tsy nahasika olona satria efa ho 2 andro sisa dia hikatona ny fisoratana anarana, kanefa dia mbola vitsy (azo isaina amin'ny rantsa-tanana) no tnga nisoratra anarana, kanefa dia sady efa nizara prospectus eaf 4000 ex izahay no nandefa annonce tam Gazety anakiroa.... aiza ary no nisy tsy nety?
sa ny olona no tsy mino hoe ny RANO mety HIREHITRA?
sa lafo loatra ilay saram-pîofanana 50.000Ar
kanefa raha atao 10 000 Ariary ve io tsy lazaindry zalahy fa lainga satria mora loatra?
de tsy haiko e!

mercredi 26 septembre 2012
Andraikitra vaovao eto Analamanga
Nomen'Andriamanitra andraikitra vaovao sy mankadiry aho ankehitriny ,ary hiezaka mba hanatanteraka izany anatin'ny fahamendrehana tanteraka! Mangataka amin'ilay Fahefana Lehibe, dia Jehovah Andriamanitra aho mba Izy tokoa no hanome ny fanahiny ahafahako manompo an' Andriamanitra sy ny Tanindrazana.
Inscription à :
Articles (Atom)