Ety @
cite ambodinisotry no misy ny cabinet-nay, 40 metatra miala ny arret
bus CITE Ambodinisotry, mandray olona manomboka @ 8h hatram 2 ora (14h)
izahay, 034 55 855 22 no azahoana ahy , ary TSY MILAHATRA ELABE,
- Raha Argent colloidal na ranombolafotsy no tadiavinao dia afaka
manao livraison any antrano ihany koa raha eto TANA (Alefanao sms
fotsiny ny aretina+ adresy + isa flacon ilainao raha efa mahafantatra ny
mombamomba ny argent colloidal ianao)
-Izahay
dia sady teknisiana momba ny teknolojia no mpikaroka no mpitsabo @ fomba natoraly, Aorian'ny 14h dia mikaroka momba ny angovo na energie
libre na Courant tsy mila "JIRAMA" no tena ataonay , izany no tsy
andrasana olona aorian'ny 14h, tsy miasa week end !
-25 000fmg ny
consultation, ary afaka manotany izay tinao ianao mandritra ny fotoana
ivalaparanao... tsy voatery mividy argent colloidal satria indraindray
dia zavatra tsotra sy torohevitra tsotra dia mety ahasitrana ny olona;
-ny argent colloidal eto aminay dia 60 000fmg ny flacon de 200ml raha alaina eto, raha livréna any antrano kosa dia 75 000fmg .
-Ny mampiavaka ny fitsaboana ataonay izao (ankoatry ny argent colloidal
sns sns dia afaka manana ny antsoina hoe" thérapie par frequence"
izahay, hoan'izay tsy vonona ny hanao chimio thérapie na radio thérapie,
ny thérapie par frequence dia TSY MARARY no TSY MANDRERAKA mihintsy.,
ny aretina vokatry ny mikraoba sns rehetra dia azo tsaboina amin'io
traitement par frequence io ihany avokoa.
tahaka ity ny endrik'ilay fitaovana fanaovana "thérapie par frequence" , 50 000fmg/séance no hany mba sarany..
Faly aho fa mahasoa olona tokoa ny fitsaboana ataonay
NB: Averiko ihany fa TSY MILAHATRA ny eto aminay, ary afaka mividy argent
colloidal avokoa izay te hividy fa tsy voatery manao consultation
-Samia Salama , aza misy marary tompoko !
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire