Izy dia tsy haiko mihintsy izay tena mba manjo azy, tsy mba toy ny sakaiza rehetra hatrizay izy, milaza fa manana blem foana, izay torohevitra omena toa tsy misy mandaitra aminy mihintsy , sady be loha no be saina… mampalahelo ahy izy fa tena mandany « saina » be le mitady vahaolana hoazy, ny ankizivavy hafa anefa dia toa mba andairam-bahaolana daholo, sao dia mba tsy manana blem akory azany izy io fa tonga amin'ilay tenenin'i Zk Dina hoe « am le fetsy ! » mba marina moa, ny loza dia ho lasa problemako eo koa io ! Dray dray dray!
Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy
mercredi 8 décembre 2010
Sao d « am le-fetsy »!
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire