Zoky Andry RAMAMBASON ANDRILAZA émission isika tanora radio fanambarana jeunesse apocalypsy apokalypsy pasteur Mailhol diakona pasteur mailhol 2013

lundi 3 octobre 2011

Natao mariazy i Elysé sy Isaia , vavimatoan'i Ptr Mailhol

Natao mariazy i Elysé sy Isaia (vavimatoan'i Pastera Mailhol)
fifaliana lehibe ho anay mivady ny nanatri-maso ny fanamasinana ny fanambadian'i Elysé sy Isaia, fa tahaka ny raiamandreny niteraka dia tena fahafinaretana mihintsy ny nahita ny tinaiza tonga lehibe ! niditra dingana ambony kokoa toa izao, tsy inona fa ny fanambadiana!

ety andanin'izay ihany koa dia betsaka souvenir mahatsikaiky sy nahafinaritra tamin'iny mariazy iny!
Nahafinaritra ny fety! ny sakafo koa , aoka fotsiny ! Merci , dia Mahareta hatramin'ny farany ry iziroa a!
dia ho arahin'ireo tanora sy zatovo namanareo ihany koa anie ianareo !
>Zoky Andry