Tsy ampy torimaso fa taraiky be foana vao natory tato ho ato, indraindray variana manatsara sy manintsy ny fiche technique entina amin'ny camp de formation scoute, indraindray dia tena variana mijery tele na mamaky boky mihintsy! , zaran'I madama aza! Mba matory milamina tsara aloha izy ka tsy maheno ahy mierotra!
Vao omaly koa no nitsena an'I Ptr M mivady sy ry Dkn F avy any
ohatry ny hitako ny hanjo ny skoto sy ny samaritana tsara fanahy ! isa- roa- telo – alefaaaaahh !
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire